1. Now these were the sons of David, which were born unto him in Hebron; the firstborn Amnon, of Ahinoam the Jezreelitess; the second Daniel, of Abigail the Carmelitess:
1. "Voici les fils de David, qui lui naquirent à Hébron. Le premier-né, Amnon, d`Achinoam de Jizreel; le second, Daniel, d`Abigaïl de Carmel;"
1. "Ary izao ny zanakalahin' i Davida, izay naterany tao Hebrona: Amnona, zanak' i Ahinoama Jezirelita, no lahimatoa; ary Daniela, zanak' i Abigaila Karmelita, no lahiaivo;"
2. The third, Absalom the son of Maachah the daughter of Talmai king of Geshur: the fourth, Adonijah the son of Haggith:
2. "le troisième, Absalom, fils de Maaca, fille de Talmaï, roi de Gueschur; le quatrième, Adonija, fils de Haggith;"
2. "Absaloma, zanak' i Maka, zanakavavin' i Talmay, mpanjakan' i Gesora, no fahatelo; Adonia, zanak' i Hagita, no fahefatra;"
3. The fifth, Shephatiah of Abital: the sixth, Ithream by Eglah his wife.
3. "le cinquième, Schephatia, d`Abithal; le sixième, Jithream, d`Égla, sa femme."
3. "Sefatia, zanak' i Abitala, no fahadimy; Jitreama, zanak' i Egla vadiny, no fahenina."
4. These six were born unto him in Hebron; and there he reigned seven years and six months: and in Jerusalem he reigned thirty and three years.
4. Ces six lui naquirent à Hébron. Il régna là sept ans et six mois, et il régna trente-trois ans à Jérusalem.
4. "Ireo enina ireo no naterany tao Hebrona; fa tao no nanjakany fito taona sy enim-bolana; ary tany Jerosalema kosa no nanjakany telo amby telopolo taona."
5. And these were born unto him in Jerusalem; Shimea, and Shobab, and Nathan, and Solomon, four, of Bathshua the daughter of Ammiel:
5. "Voici ceux qui lui naquirent à Jérusalem. Schimea, Schobab, Nathan et Salomon, quatre de Bath Schua, fille d`Ammiel;"
5. Ary izao no naterany tany Jerosalema: Simea sy Sobaba sy Natana ary Solomona, ireo efa-dahy ireo no naterak' i Batsoa, zanakavavin' i Amiela,
6. Ibhar also, and Elishama, and Eliphelet,
6. Jibhar, Élischama, Éliphéleth,
6. Jibara koa sy Elisama sy Elifeleta,
7. And Nogah, and Nepheg, and Japhia,
7. Noga, Népheg, Japhia, Élischama,
7. Sy Noga sy Nafega sy Jafia,
8. And Elishama, and Eliada, and Eliphelet, nine.
8. Éliada et Éliphéleth, neuf.
8. "Sy Elisama sy Eliada ary Elifeleta; dia sivy kosa ireo."
9. These were all the sons of David, beside the sons of the concubines, and Tamar their sister.
9. Ce sont là tous les fils de David, outre les fils des concubines. Et Tamar était leur soeur.
9. Ireo rehetra ireo no zanakalahin' i Davida, afa-tsy ny zanaky ny vaditsindranony sy Tamara anabavin' ireo.
10. And Solomon's son was Rehoboam, Abia his son, Asa his son, Jehoshaphat his son,
10. "Fils de Salomon: Roboam. Abija, son fils; Asa, son fils; Josaphat, son fils;"
10. Ary ny zanakalahin' i Solomona dia Rehoboama, Abia no zanakalahin-dRehoboama, Asa no zanakalahin' i Abia, Josafata no zanakalahin' i Asa,
11. Joram his son, Ahaziah his son, Joash his son,
11. "Joram, son fils; Achazia, son fils; Joas, son fils;"
11. Jehorama no zanakalahin' i Josafata, Ahazia no zanakalahin' i Jehorama, Joasy no zanakalahin' i Ahazia,
12. Amaziah his son, Azariah his son, Jotham his son,
12. "Amatsia, son fils; Azaria, son fils; Jotham, son fils;"
12. Amazia no zanakalahin' i Joasy, Azaria no zanakalahin' i Amazia, Jotama no zanakalahin' i Azaria,
13. Ahaz his son, Hezekiah his son, Manasseh his son,
13. "Achaz, son fils; Ézéchias, son fils; Manassé, son fils;"
13. Ahaza no zanakalahin' i Jotama, Hezekia no zanakalahin' i Ahaza, Manase no zanakalahin' i Hezekia,
14. Amon his son, Josiah his son.
14. "Amon, son fils; Josias, son fils."
14. Amona no zanakalahin' i Manase, Josia no zanakalahin' i Amona.
15. And the sons of Josiah were, the firstborn Johanan, the second Jehoiakim, the third Zedekiah, the fourth Shallum.
15. "Fils de Josias: le premier-né, Jochanan; le second, Jojakim; le troisième, Sédécias; le quatrième, Schallum."
15. Ary izao no zanakalahin' i Josia: Johanana lahimatoa, Joiakima, lahiaivo, Zedekia fahatelo, Saloma, fahefatra.
16. And the sons of Jehoiakim: Jeconiah his son, Zedekiah his son.
16. "Fils de Jojakim: Jéconias, son fils; Sédécias, son fils."
16. Ary ny zanakalahin' i Joiakima dia Jekonia, ary Zedekia no zanakalahin' i Jekonia.
17. And the sons of Jeconiah; Assir, Salathiel his son,
17. Fils de Jéconias: Assir, dont le fils fut Schealthiel,
17. Ary ny zanakalahin' i Jekonia dia Asira, Sealtiela no zanak' i Asira,
18. Malchiram also, and Pedaiah, and Shenazar, Jecamiah, Hoshama, and Nedabiah.
18. Malkiram, Pedaja, Schénatsar, Jekamia, Hoschama et Nedabia.
18. Ary Malkirama koa sy Pedaia sy Senazara sy Jekamia sy Hosama ary Nedabia.
19. And the sons of Pedaiah were, Zerubbabel, and Shimei: and the sons of Zerubbabel; Meshullam, and Hananiah, and Shelomith their sister:
19. "Fils de Pedaja: Zorobabel et Schimeï. Fils de Zorobabel: Meschullam et Hanania; Schelomith, leur soeur;"
19. Ary ny zanakalahin' i Pedaia dia Zerobabela sy Simey. Ary ny zanakalahin' i Zerobabela dia Mesolama sy Hanania ary Selomita, anabaviny,
20. And Hashubah, and Ohel, and Berechiah, and Hasadiah, Jushabhesed, five.
20. et Haschuba, Ohel, Bérékia, Hasadia, Juschab Hésed, cinq.
20. "Ary Hasoba sy Ohela sy Berekia sy Hasadia ary Josaba-heseda; dimy izy."
21. And the sons of Hananiah; Pelatiah, and Jesaiah: the sons of Rephaiah, the sons of Arnan, the sons of Obadiah, the sons of Shechaniah.
21. "Fils de Hanania: Pelathia et Ésaïe; les fils de Rephaja, les fils d`Arnan, les fils d`Abdias, les fils de Schecania."
21. Ary ny zanakalahin' i Hanania dia Pelatia sy Jisaia sy ny zanakalahin' i Rafia sy ny zanakalahin' i Arnana sy ny zanakalahin' i Obadia sy ny zanakalahin' i Sekania.
22. And the sons of Shechaniah; Shemaiah: and the sons of Shemaiah; Hattush, and Igeal, and Bariah, and Neariah, and Shaphat, six.
22. Fils de Schecania: Schemaeja. Fils de Schemaeja: Hattusch, Jigueal, Bariach, Nearia et Schaphath, six.
22. "Ary ny zanakalahin' i Sekania dia Semaia. Ary ny zanakalahin' i Semaia dia Hatosy sy Jigala sy Baria sy Nearia ary Safata; enina izy."
23. And the sons of Neariah; Elioenai, and Hezekiah, and Azrikam, three.
23. Fils de Nearia: Eljoénaï, Ézéchias et Azrikam, trois.
23. "Ary ny zanakalahin' i Nearia dia Elioenay sy Hezekia ary Azrikama; telo izy."
24. And the sons of Elioenai were, Hodaiah, and Eliashib, and Pelaiah, and Akkub, and Johanan, and Dalaiah, and Anani, seven.
24. Fils d`Eljoénaï: Hodavia, Éliaschib, Pelaja, Akkub, Jochanan, Delaja et Anani, sept.
24. "Ary ny zanakalahin' i Elioenay dia Hodaia sy Eliasiba sy Pelaia sy Akoba sy Johanana sy Delaia ary Anany; fito izy."